Sakafo dimy mandoro tavy ao amin’ny vatana

Régime brûle graisse

Matetika isika tsy dia mandanjalanja ny sakafo hanintsika ka mampahangeza ny vatana. Ilaina amin’ny fahasalamana anefa ny vatana amin’ny lanjany antoniny tsara. Izany indrindra no anolorana antsika torohevitra vitsivitsy hanampy antsika hihena. Manasa anao ary hanohy ny famakiana hatramin’ny farany momba ireo sakafo vitsivitsy mandoro ny tavy izay mety tafapetraka ao anaty vatantsika ao : … Continuer la lecture de « Sakafo dimy mandoro tavy ao amin’ny vatana »