Heritaona ny nijoroan’ny My Passion, dia ampahany manokana tamin’ireo vokatra ireto fitafiana vita amin’ny lambahoany ireto. Raha mahaliana anareo ny asa tanan’i Elysa Razafindrafara dia aza misalasala mitsidika ny pejy facebook.com/mainetcoeur/.